Bonjour, je suis … un enquêteur d’ATW. Nous faisons actuellement une petite enquête pour renflouer notre base de données. Puis-je vous demander un peu de temps, pas plus de 10 minutes pour répondre à ces quelques questions ? Les réponses que vous nous donnerez resteront bien entendu confidentielles et anonymes. Je vous remercie d'avance.
Manao ahoana tompoko, … no anarako. Mpanao fanadihadiana ao amin’ny ATW. Azoko angatahana fotoana kely, tsy mihoatra ny 10 minitra ve ianao hamaliana ireto fanontaniana vitsivitsy ireto ? Mazava ho azy moa fa ny valin-teny homenao ahy dia tsy hivoaka ivelan'ny orinasa ary tsy hovoatonina akory hoe ra-Ianona no namaly an'izao.
Misaotra betsaka mialoha tompoko.